Podcast Anay Mitsam - Episode 30
Tandremo sao noana ianareo mihaino an'ity androany... Mijery an'ireo karazana mofo izay misy any Madagasikara izahay ary atao apetaka amin'ny lisitra arak'izay hitiavanay azy. Tafiditra ve ny tena tianao?
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
May 10, 2024
32 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 29
Resadresaka ny androany an! Hasina sy Tiana no miara-mamaky commentaires misimisy any amin'ilay pejy Vazaha Miteny Gasy. Misaotra anareo rehetra izany (na Top Fan, na mbola tsy tonga amin'izany) manaraka anay sy amin'ny fanohanana omenareo anay hatrany. Mafana tsara ny resaka dia mazotoa e!
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Apr 15, 2024
59 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 28 - Bondy International
Anisan'ny tanjon'i Bondy International dia ny "mamerina ny nosy mena ho nosy maitso". Ilaina amin'ny fahasalaman'ny tontolo iainana ny hazo sy ny zavamaniry. Aoka izany isika hanohana ireto fotodrafitrasa ireto izay miaro ireo hazo eto amintsika. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Bondy International: https://www.bondy.earth/
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Feb 21, 2024
37 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 27 - Jardin Musical
Marina ilay hoe "ny hazo tokana tsy mba ala," ary ampiana hoe "ny feo tokana tsy mba choral." Soa ihany anefa fa tsy feo tokana no anatin'ilay choral antsoina hoe Jardin Musical fa tena amboarampeo arabakiteny ao Antananarivo. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Jardin Muscial: https://www.facebook.com/jardinmusicalmada
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Dec 29, 2023
37 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 26 - Kevin Deris
Ny olon-drehetra dia samy tia sarimihetsika daholo, saingy matetika vitsy no tena mieritretritra momba ny asa ilaina amin'ny famokarana ireo sarimihetsika ireo. Mivahiny amin'ilay podcast androany i Kevin (izay réalisateur na talen'ny sarimihetsika) hanampy amin'ny fanazavana ny zavatra ilaina amin'ny fanaovana sarimihetsika, ary koa ny nahatonga azy ho amin'izao toerana misy azy izao. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Kevin Deris: https://www.facebook.com/Kevinderisdirector/
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Dec 22, 2023
54 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 25 - Andy Rako
Andy dia lehilahy mahaliana manana lisitry ny traikefa maro loko. Nanomboka nilalao football tamin'ny fahatanorany izy dia nitombo ka lasa mpandraharaha miasa amin'ny resaka firavaka ao anatin'ny "Unchained Paris". Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Unchained Paris: https://unchainedparis.com/
Unchained Paris Instagram: https://www.instagram.com/unchainedparis/
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Dec 13, 2023
44 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 24 - Nirian
Manana talenta be ny Gasy e! Anisan'izany, tena manan-talenta amin’ny mahandro sakafo ny Malagasy. Ny vahintsika anio dia ohatra tsara amin’izany: Nirian. Izy dia chef tanora ary tia mampiseho ny sakafo amboariny amin'ny clip haingana zaraina amin'ny tambazotra sosialy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Nirian: https://www.tiktok.com/@nirianollo
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Nov 24, 2023
43 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 23 - Tinka
Fanamarihana: Natao tamin'ny teny Frantsay ity episode iray ity.
Tsy mitsaha-mitombo isan-taona ny fidiran’i Madagasikara maneran-tany. Afaka manamarina izany i Tinka (na Tatiana), mpamorona contenu malaza manana mpanaraka maherin'ny 250 mille ao amin'ny Instagram. Androany isika dia mibanjina ny traikefa tsy manam-paharoa niainany. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Tinka: https://www.instagram.com/tinka/
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Nov 15, 2023
47 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 22 - Hypemada
Ny Hypemada dia vondrona malaza amin'ny fanomanana hetsika any Frantsa ho an'ny tanora Malagasy. Ireo hetsika ireo dia tsy ny zava-niseho mahazatra amin'ny "kolontsaina malagasy" taloha, fa saingy mitondra ny maha-Malagasy ho an'ny tanora ankehitriny. Miasa mafy izy ireo amin’ny fanomezana lanja ny kolontsaina ho an’ireo Malagasy nifindra monina na teraka any Frantsa. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Hypemada Instagram: https://www.instagram.com/hypemada/
Hypemada Facebook: https://www.facebook.com/hypemada
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Nov 6, 2023
48 min

Podcast Anay Mitsam - Episode 21 - Denise
Mpihira malaza eran-tany i Denise fantatra amin'ny hira mahasarika sy ny lamaody sady miavaka no mahafinaritra. Faly izahay niresaka taminy momba ny mozikany, ny fifandraisany tamin'i Shyn, ary ny zavatra niainany tamin'ny naha-reny azy. Faly koa izahay niresaka tamin'azy momba ny tetikasa ho avy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
Denise: https://www.facebook.com/DeniseOfficiel
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
Oct 23, 2023
51 min
Load more