Vazaha Miteny Gasy
Vazaha Miteny Gasy
Payton Hansen, Austin Bergera
Nirian - Mpahandro Malagasy Tanora
43 minutes Posted Nov 24, 2023 at 5:00 am.
0:00
43:41
Download MP3
Show notes

Podcast Anay Mitsam - Episode 24 - Nirian

Manana talenta be ny Gasy e! Anisan'izany, tena manan-talenta amin’ny mahandro sakafo ny Malagasy. Ny vahintsika anio dia ohatra tsara amin’izany: Nirian. Izy dia chef tanora ary tia mampiseho ny sakafo amboariny amin'ny clip haingana zaraina amin'ny tambazotra sosialy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!

Nirian: https://www.tiktok.com/@nirianollo




SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/