Vazaha Miteny Gasy
Vazaha Miteny Gasy
Payton Hansen, Austin Bergera
Eileen Akbaraly - Made for a Woman
51 minutes Posted Sep 22, 2023 at 5:00 am.
0:00
51:25
Download MP3
Show notes

Podcast Anay Mitsam - Episode 18 - Eileen Akbaraly


Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity.


"Made for a Woman" dia marika akanjo tsara kalitao natsangan'i Eileen Akbaraly. Malaza eo amin’ny resaka lamaody ny marika, sady mitondra ireo akora voajanahary avy any Madagasikara manerana izao tontolo izao. Tian'i Eileen ny mitondra ny hakanton'ny Madagasikara eo amin'ny sehatra manerantany. Ankafizo ny podcast androany e!



Eileen: https://www.instagram.com/eileen_akbaraly

Made for a Woman: https://www.instagram.com/madeforawoman



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/