Vazaha Miteny Gasy
Vazaha Miteny Gasy
Payton Hansen, Austin Bergera
Mirary Fihobiana - Mpihira Sary Miaina
42 minutes Posted Aug 25, 2023 at 3:00 pm.
0:00
42:01
Download MP3
Show notes

Podcast Anay Mitsam - Episode 15 - Mirary Fihobiana


Tianao ve raha adika teny Malagasy ny film Disney ireny? Izany no hita amin'ny pejy Facebook an'i Mirary Fihobiana izay mpandika ireo hira misy amin'ny sary miaina malaza ireny. Mahafinaritra ery mijery sy mihaino ny hira malaza nadika amin'ny teny Malagasy mazava tsara!


Mirart: https://www.facebook.com/profile.php?id=100089568685277


SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/