Vazaha Miteny Gasy
Vazaha Miteny Gasy
Payton Hansen, Austin Bergera
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
1 hour 3 minutes Posted Jun 23, 2023 at 3:00 pm.
0:00
1:03:00
Download MP3
Show notes

Podcast Anay Mitsam - Episode 9 - JD Rand


Mafy izany fiainan'ny mpanao sports extrêmes izany fa tsy maintsy miatrika risque be amin'ny fiainana andavanandro. Saingy fitiavana be an'ilay sport koa ilay izy araky ny hevitr'i JD Rand izay mpitainga trottinette professionnel. Resadresaka milamina izy ity miaraka amin'azy dia mazotoa mihaino sy mijery e!

JD Rand: ⁠https://www.instagram.com/jdrand_/



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/