Show notes
Podcast Anay Mitsam - Episode 5 - Audrey Azzar sy Thomas nvh
Thomas: https://www.youtube.com/c/thomasnvh
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️
App Taptap Send: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

