Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Akon'i Gasikara - Didier Ratsiraka sy ny Vinan’ny Angovo : Bemolanga sy Tsimiroro, Fahafahana Very sa Fotoana Mbola Azo Raisina ?
1 minutes Posted Feb 19, 2026 at 4:32 am.
0:00
1:44
Download MP3
Show notes
Nandritra ny fitondran’i Didier Ratsiraka dia efa nisy vinavina hampiasana ny solika mavesatra ao Bemolanga sy Tsimiroro hananganana toby famokarana herinaratra sy hampifandray ny tanàna lehibe. Afaka namaha ny delestazy ve izany ?