Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.
Safa - Mihoatra ny zo hifidy : inona ny vina ho an’i Madagasikara ? - Josephin Andriantafika 4/4
Fizarana farany miaraka amin’i Josephin Andriantafika : mihoatra ny zo hifidy, politika manao ahoana no tokony hapetraka mba hampandraisana anjara ny diaspora amin’ny fampiasam-bola, ny fahaiza-manao ary ny hoavin’i Madagasikara ?
Sep 10
10 min
Safa - Zon’ny Malagasy monina any ivelany hifidy : ahoana ny toerana politika ? - Josephin Andriantafika - 3/4
Fizarana fahatelo miaraka amin’i Josephin Andriantafika: nahoana no mitaky ny zo hifidy ny diaspora malagasy, ahoana no handaminana izany, ary inona no maha-ara-drariny ny fandraisany anjara amin’ny fiainam-pirenena?
Sep 9
10 min
Safa - Ny anjara birikin’ny diaspora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara - Josephin Andriantafika - 2/4
Fizarana faharoa miaraka amin’i Josephin Andriantafika: ankoatra ny vola alefa, ahoana no hampiasana ny fahaiza-manao, ny tambajotra ary ny fampiasam-bolan’ny diaspora ho fampandrosoana an’i Madagasikara?
Sep 8
8 min
Safa - Ny diaspora malagasy sy ny nahaterahan’ny CODIAM - Joséphin Andriantafika - 1/4
Fizarana voalohany amin’ny resadresaka miaraka amin’i Joséphin Andriantafika, filohan’ny CODIAM: iza ireo Malagasy am-pielezana, nahoana no natsangana ny CODIAM, ary inona avy ireo tanjony?
Sep 7
8 min
Akon’i Gasikara – Didier Ratsiraka : Fampihavanam-pirenena sy fanorenana ny ho avy
Raki-peon'i Didier Ratsiraka dia miantso ny Malagasy ho amin’ny fampihavanam-pirenena sy fifampiresahana, ho fototry ny fanorenana an’i Madagasikara amin’izao fotoan-tsarotra izao.
Apr 26
3 min
Akon'i Gasikara - Sefo Fokontany : tokony hofidiana sa hotendrena ? Hevitry ny Depiote Antoine Rajerison
Antoine Rajerison, depiote malagasy, mampahatsiahy ny lanjan’ny Sefo Fokontany ary manohitra ny fanendrena azy. Miaro ny hevitra izy fa tokony hofidian’ny Fokonolona.
Apr 7
1 min
Mba fantatrao ve ? – Fanehoankevitra momba ny famerenana ny Fokontany ao anaty vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana
Miverina amin’ny fototra malagasy ve i Madagasikara? Resahana ato ny anjara toerana lehibe tokony homena ny Fokontany sy ny fananganana rafitra mifanaraka amin’ny maha-malagasy.
Apr 7
6 min
Akon'i Gasikara - Michaël Randrianirina : Antso ho an’ny tanora – Fahatsiarovana 29 Martsa 1947
Michaël Randrianirina miantso ny tanora malagasy handray andraikitra amin’ny hoavin’ny firenena, hiady amin’ny kolikoly ary tsy ho voafitaka ara-politika. Hafatra mafy avy any Moramanga, 29 Martsa 1947.
Mar 29
3 min
Akon'i Gasikara - Tanora malagasy sy politika : antso sy hafatra avy amin’i Hajo Andrianainarivelo
Ny tanora malagasy no ho avin'i Madagasikara. Antso avo mba tsy ho voafitaka sy voazarazara ary hiofana amin'ny fitondrana firenena rahampitso.
Mar 21
1 min
Akon'i Gasikara - Hetsika fambolen-kazo sy politika – inona marina no tanjon’ny Malagasy Miara Miainga ?
Fambolen-kazo nataon’ny MMM : hetsika tontolo iainana sa misy hafatra politika ao ambadik’izany ? Fanadihadiana sy famakafakana.
Mar 21
1 min
Load more