Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Soa i Madagasikara
Akon'i Gasikara - GenZ Renim-pianakaviana manohana ny zanany
3 minutes Posted Oct 5, 2025 at 9:38 am.
0:00
3:28
Download MP3
Show notes
Nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ teto Madagasikara, renim-pianakaviana iray no niara-nidina an-dalambe tamin’ny zanany lahy, nanohana azy sy naneho fa tsy manaiky ny hangina intsony izy ireo.