Ny Fahasalamana
Ny Fahasalamana
Soa i Madagasikara
La webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.
Ny Fahasalamana #10 - Fiovan'ny valanaretina Covid-19
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Jan 11, 2021
7 min
Ny Fahasalamana #09 - Vakisiny Pfizer Biontech
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Jan 4, 2021
9 min
Ny Fahasalamana #08 - Moka Aedes
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Jun 20, 2020
7 min
Ny Fahasalamana #07 - Moka Anopheles
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Jun 6, 2020
9 min
Ny Fahasalamana #06 - Dengue
Na dia mibahana eo @ fiaraha-monina aza ny tsimok'aretina Covid19, dia tokony tsy ho adinontsika fa mamely ihany koa ny Dengue eto an-tanindrazana.
May 23, 2020
11 min
Ny Fahasalamana #05 - Covid19 Famintinana
Tsiahy fa tsy mbola resy hatreto ny tsimok'aretina Covid-19, ka dia mitohy ho loza mihantona ho an'izao tontolo izao izy io.@ ity fandaharana ity dia mamerina sy mamintina ny resaka Covid-19 i Dr Zo RAKOTONIAINA.
May 16, 2020
10 min
Ny Fahasalamana #04 - Covid19 sy ny sohika ary ny traotraoka
Mitohy ihany ny fandaharana manokana atolotr'i #DrZoRakotoniaina momba ny valan'aretina #Covid19. @ ity laharana faha-efatra ity dia hiresaka ny aretina #sohika sy #traotraoka isika. Inona no tokony ataon'ny marary voan'ireo aretina ireo, @ izao fotona fiparitahan'ny valan'aretina izao.
May 9, 2020
7 min
Ny Fahasalamana #03 - Ny fanefitry ny Covid-19
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
May 2, 2020
9 min
Ny Fahasalamana #02 - Ny fitilina ny Covid-19
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Apr 25, 2020
13 min
Ny Fahasalamana #01 - Ny tsimok'aretina Covid-19
Fandaharana atolotr'i Dr Zo RAKOTONIAINA
Apr 18, 2020
8 min